|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : sadika

Ohabolana 1Sadika horo : tsy mandany savona. [1.147 #S4]

Ohabolana 2Sadika maro tompo : maro mitantàna. [1.147 #S5]

Ohabolana 3Sadikam-barika : vita laha tan’ ala. [1.147 #S6]

Ohabolana 4Sadika natapy : lazany foana. [1.147 #S1]

Ohabolana 5Sadika ny fanahy : tompony my hodidininy. [1.147 #S2]
Sadikan’ ny fanahy ny tena: ny manao azy ihany no hodidininy. [2.415 #1704, 2.653]
Salakan’ ny fanahy ny tena : ny manao azy hodidininy. [2.974 #435]
Salaky ny fanahy ny tena: ny manao azy ihany no hodidininy. [2.415 #1704, 2.653]
Dikanteny frantsayLe corps est le pagne de l’âme : c’est le serviteur qui enchaîne le maître. [2.974 #435]
Le corps est pour l' âme ce qu' est le salaka qui entoure les reins : le salaka n' entoure que celui qui le porte. [2.415]
Fanazavana frantsayChacun est reponsable de sa conduite. Dans certaines provinces, le salaka s' appelait sadika. [2.415 #1704]

Ohabolana 6Sadikan’ Indriantsa : ny lava nitohizana, ny fohika nanapahana. [1.147 #S3]

Fizahan-teny