|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : volon-tany

Ohabolana 1Ny volon-tany samy hafa: fa raha any aminay izany, dia vovon' alika, fa atý aminareo angaha no olona. [2.165]
Ny zon-tany samy hafa angaha, fa raha any aminay izany dia vovòn' amboa, fa aty aminareo angaha no olona. [2.558 #3384]
Dikanteny frantsayAutres pays, autres mœurs: chez nous ce serait un aboiement de chien, mais ici, chez vous, c' est peut-être un homme. [2.165]
Fanazavana frantsayOn parle des paroles de quelqu' un, qui n' auraient aucune importance dans un endroit, mais qui en ont dans un autre. [2.165]

Ohabolana 2Trandraka mileviña an-tany mena: izay volon-tany ka arahina. [2.165]
Trandraka milevina an-tany mena: izay volon-tany no arahina. [2.165]
Trandra-milevina an-tanimena : volon-tany arahina. [1.147 #T122]

Fizahan-teny