Teny iditra (1/2) | 1 Bongolava |
Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.11] nom donné à la longue falaise remarquablement régulière qui termine brusquement, à l'ouest, le plateau central parallèle au Bemaraha qui lui fait face à l'ouest. Le Bongolava s'étend du Mangoky à la Mahavavy de l'ouest. |
Ohatra |
4 [2.508#] ao andrefana ny tanetin'i bongolava; 5 [2.5#] Nisodihany fotsiny bongolava sy Bemaraha. |
Voambolana |
6 Haitoetany: temdrombohitra, saha |
Singan-teny | 7 bongo, lava |
Teny iditra (2/2) | 8 Bongolava |
Sokajin-teny | 9 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [3.1] faritra anatin' ny faritanin' i Antananarivo |
Voambolana |
11 Pôlitika |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
34 Ny faritra roa ambin' ny roapolo |
Sary |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |