|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Bongolava
Singan-teny  2  bongo, lava
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (haitoetany)
Fanazavàna teny frantsay  4  nom donné à la longue falaise remarquablement régulière qui termine brusquement, à l'ouest, le plateau central parallèle au Bemaraha qui lui fait face à l'ouest. Le Bongolava s'étend du Mangoky à la Mahavavy de l'ouest. [1.11]
Ohatra  5  ao andrefana ny tanetin'i bongolava; [2.508#]
6  Nisodihany fotsiny bongolava sy Bemaraha. [2.5#]
Voambolana  7  Haitoetany: temdrombohitra, saha
Tsanganana sy sary iray takila  8  Fitanisana

Teny iditra (2/2)9  Bongolava
Sokajin-teny  10  anaran-tsamirery (haitoetany)
Fanazavàna teny malagasy  11  faritra anatin' ny faritanin' i Antananarivo [3.1]
Voambolana  12  Pôlitika
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  20  Fitanisana
21  Ny faritra roa ambin' ny roapolo
Sary 
22 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30