Teny iditra (1/4) | 1 jona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Anaran' ny volana fahenina amin' ny taona, misy andro 30 |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [3.1] June |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [3.1] juin |
Voambolana |
6 Fotoana |
Tsipelina hafa | 7 jiona |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
84 Fizaran' andro |
Teny iditra (2/4) | 85 jona |
Sokajin-teny | 86 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
87 [1.78] [Tanala]
tandrify fikendry |
Teny iditra (3/4) | 88 Jona |
Sokajin-teny | 89 anaran-tsamirery (boky ara-baiboly) |
Fanazavàna teny malagasy |
90 [1.38] Randzavola: Jona amin' ny Baiboly |
Fanazavàna teny anglisy |
91 [2.996] Jonah: one of the books of the Bible |
Fanazavàna teny frantsay |
92 [2.996] Jonas: un des livres de la Bible |
Voambolana |
93 Soratra Masina |
Tsipelina hafa | 94 jonasa |
Teny iditra (4/4) | 95 Jona |
Sokajin-teny | 96 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
97 [1.38] Randzavola: Jona amin' ny Baiboly |
Fanazavàna teny anglisy |
98 [2.996] Jonah |
Fanazavàna teny frantsay |
99 [2.996] Jonas |
Voambolana |
100 Soratra Masina |
Tsipelina hafa | 101 jonasa |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 102 Toko sy andininy momba Jona |
Fivaditsoratra | 103 anjo, jano, jona, njoa, onja |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |