|
|
|
|

Teny iditra 1  atsy
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Ny lasa :
5  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  7 Enti-milaza toerana akaikikaiky somary an-tsisintsisiny na tondroin-tanana izay tsy hita fa takona: Nisy feo nivoaka avy atsy anaty lobolobo atsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 here (not in sight) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 là, à une certaine distance [1.3#66]
10 ici, là (pas visible) [1.8]
Ohatra  11  Mandehana mividy atsy amin-dRasolo [2.332#29]
12  Dada, ry ise, ilay alika roa tatsy izay [2.245]
Mpanahaka  13  any, 14  ao, 15  ar, 16  aroa, 17  at, 18  ato, 19  atsy, 20  atsikitra, 21  eny, 22  eo, 23  er, 24  eroa, 25  et, 26  eto, 27  etsy, 28  etsikitra
Fikambanana  29  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny how atsy

Fivaditsoratra  atsy, 30 sita, 31 tasy, 32 tsia, 33 tsy a-

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22