|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  ety
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Haiendriteny 
3  Ny ankehitriny :
4  Ny lasa :
5  Ny hoavy :
6  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  10 Milaza toerana malalaka misy ny tena, mifamaly amin' ny atỳ izay manisikevitra mifanohitra amin' ny any, ary mifanohitra amin' ny eto, izay milaza toerana tokana: Mahasalama ny monina etỳ ambanivohitra (Tiako ny monina atỳ ambanivohitra noho ny any ambonivohitra ~ Tiako ny mitsotsotra eto ambody hazo eto)
11 Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 here fairly close (in sight) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 ici assez près, visible [1.8]
Ohatra  14  Feno azy ireny tety amintsika taloha. [2.117]
15  Moa tsy nisy olona nampiahiahy akory nanatonatona tety? [2.357]
16  Raha nisy filanjana aza tety, tsy navelanay handia tany hianao! [2.324]
Mpanahaka  17  any, 18  ao, 19  ar, 20  aroa, 21  at, 22  ato, 23  atsy, 24  eny, 25  eo, 26  er, 27  eroa, 28  et, 29  eto, 30  etsy
Fikambanana  31  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how ety

Teny iditra (2/3) 32  ety
Sokajin-teny  33  Tsy lazaina
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny anglisy  36 primitive root of mety [1.2#812]
Fanazavàna teny frantsay  37 racine de mety [1.3#131]

Teny iditra (3/3) 38  ety
Sokajin-teny  39  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  51 Ilazana toerana kely sakana na habe ka tsy omby: Ety ny lalana taloha ~ Ety kely itỳ efitrano itỳ ka mijaly izahay
52 Tsy afa-miaina tsara fa toa voaporitra ny tena: Ety aho ka mikisakisaha
53 Mafy, sarotra: Ety loatra izany lalana mbola hodiavintsika izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  54 narrow, close [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  55 étroit, serré [1.8]
Fikambanana  56  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny how ety

Fivaditsoratra  ety, etỳ, 57 ite

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15