|
|
|
|

Teny iditra 1  eo
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Haiendriteny 
3  Ny ankehitriny :
4  Ny lasa :
5  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  9 Milaza toerana akaiky taza-maso ka tondroina, mifamaly amin' ny ao raha tsy taza-maso fa takona: Apetraho eo ambony latabatra ny bokinao. (Apetraho ao an' efitra avaratra ny bokinao)
10 Matetika no azo averina indroa, aloha sy aorian' ny anarana tondroiny, ny eo: Mipetraha eo ambony seza eo, ary raha milaza ny lasa ny fehezan-teny dia tovonana t izy: Niresaka teo izahay anikeheo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 here (in sight) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 ici (visible) [1.8]
Mpanahaka  13  any, 14  ao, 15  ar, 16  aroa, 17  at, 18  ato, 19  atsy, 20  eny, 21  eo, 22  er, 23  eroa, 24  et, 25  eto, 26  etsy
Fikambanana  27  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 16 misy ny teny hoe eo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22