|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Betsiboka
Singan-teny  2  be, tsy, boka
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (haitoetany)
Fanazavàna teny anglisy  4  One of the largest rivers of Madagascar, which empties itself into the Mozambique Channel. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  Un des plus grands fleuves de Madagascar formé par la jonction de l'Amparihibe qui prend sa source sur le versant nord de l'Andringitra du Nord (1.704 m.) et de la Jabo qui prend sa source sur le mont Langana, à 6 km. au nord d'Ambohimanga. S'orientant sud-nord-ouest, elle sépare la sous-préfecture d'Ankazobe de celles d'Anjozorobe et de Tsaratanàna et la sous-préfecture de Maevatanana de celle de Tsaratanàna. Elle traverse les sous-préfectures de Maevatanana (région nord-est), d'Ambato-Boeny et de Marovoay, et se jette par un grand delta dans la baie de Bombetoka. Elle reçoit sur sa rive droite la Mananara qui prend sa source dans le canton d'Ambatomena (Manjakandriana) et arrose Anjozorobe, la Mananta, l'Andranofasika, l'Andranoadala, la Tsimaloto, l'Isinko, l'Ambinanikely, déversoir du lac Amparihibe, le Kamoro, la Marovoay et l'Andranolava, et sur sa rive gauche la Tsibohaina, la Kisompy, la Manambolo, la Boana, la Mahetsamahery, l'Andriampotsy, l'Andriantoany, l'Ikopa, l'Iabohazo, l'Andrianfitatra et l'Andranomena. C'est le plus grand fleuve navigable de l'Ile en toutes saisons; en effet, il est navigable jusqu'à Ambato-Boeny avec des embarcations de 20 tonnes et jusqu'à la confluence de l'Ikopa avec des embarcations plus légères.
6  440 km. [1.11]
Ohatra  7  atsirao atsinanany betsiboka, akeky foana, i Vohilena. [2.48]
8  Mbola tao Betongolo ihany ry Feno, dia efa henoheno fa ny hany fisakanana ny Anglisy avy any Mahajanga, dia saika fanimban-dalana fotsiny, fanapahana tetezana - ny tetezan' i betsiboka indrindra-. [2.472]
9  Lazaiko tsotra fa izay atsimo sy avaratra akory aza tsy fantatro intsony raha vao nandalo kelikely an' Amberomanitra izahay, ary raha nisy nilaza tamiko fa teny amoron' i betsiboka aho, dia tsy nahagaga ahy akory izany. [2.5]
Voambolana  10  Haitoetany: renirano, farihy
Tsanganana sy sary iray takila  11  Fitanisana
Sary 
12  13  14 

Teny iditra (2/2)15  Betsiboka
Sokajin-teny  16  anaran-tsamirery (haitoetany)
Fanazavàna teny malagasy  17  faritra anatin' ny faritanin' i Mahajanga [3.1]
Voambolana  18  Pôlitika
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  41  Fitanisana
42  Ny faritra roa ambin' ny roapolo
Sary 
43  44 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30