Teny iditra | 1 etsy |
Sokajin-teny | 2 tambinteny |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
5 Milaza toerana akaiky taza-maso somary antsisintsisiny ka tondroina, mifamaly amin' ny atsy raha tsy taza-maso fa takona: Apetraho etsy an-joron-trano ny angady. (Nataoko atsy an' efitra avaratra ny saronankarona) 6 Momba ny fiverenana indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 here close by (in sight) [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 là, près, non loin, mais en un lieu déterminé [1.3#132] 9 ici bien près, visible [1.8] |
Ohatra |
10 Hofarafaraintsika etsy aoriana io. [2.296#66] 11 Zafikelin-dRaberesaka etsy Imaharidaza ve? [2.639#] 12 Fa izay tsy hiaraka amiko, dia mitanilà etsy! [2.508#442] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 16 etsiakatra, etsiana, etsikatra, etsikitra |
Tsipelina hafa | 17 etsy, ets |
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
20 Ny tambinteny rehetra |
Fivaditsoratra | 21 etsy, sety, tesy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/21 |