|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  fify
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
Voambolana  6  Haiaina
Fanazavàna teny malagasy  7  takolaka [Taimoro, Taisaka, Bara, Sihanaka, Tanosy] [1.78]
8  takolaka [Bara] [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  the cheeks. [Mal. pipi, the cheek, the side of a door or gate.] See takolaka [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10  joue [Taisaka] [1.82]
11  joue [Sakalava-Mayotte] [1.405]

Teny iditra (2/4)12  fify
Sokajin-teny  13  anarana
Voambolana  14  Fitaovam-piasana
Fanazavàna teny malagasy  15  Tsindrim-bankona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16  In Imerina it means the guard iron of a plane [Merina] [1.2]

Teny iditra (3/4)17  fify
Sokajin-teny  18  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  19  miramirana, falifaly, faly [Taimoro] [1.78]

Teny iditra (4/4)20  fify
Sokajin-teny  21  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  22  a word used with mena, as menafify, adj. A deep red. [1.2]
Kamban-teny 
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30