Teny iditra | zaka | ||||||||||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra | ||||||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Azo entina fa tsy mavesatra amin' ny tena: Zakako io vota io Lefitra: Tsy zakako intsony ny ataony ahy Tanty: Tsy zakany, hono, ny fahoriany fa mafy loatra Aritra: Zakanao ve izany hafanana izany? Hay alamina, karakaraina: Mbola kely izy ka tsy zakany ny fananany [1.1] | ||||||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Can be borne, can be endured [1.7] | ||||||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Supportable, qu'on peut endurer; qu'on peut porter ou supporter [1.8] | ||||||||||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||||||||||||||
Anaran-toerana |
| ||||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny zaka io | ||||||||||||||||||||||||
Teny iditra | zaka | ||||||||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka, Tambahoaka] teny [1.78] | ||||||||||||||||||||||||
[Tanosy] resaka [1.78] | |||||||||||||||||||||||||
Teny, resaka, tafa. [1.1] | |||||||||||||||||||||||||
Ohatra | Dia nody aho nitondra ny fo zaka.
[2.643] | ||||||||||||||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||||||||||||||
Anaran-toerana |
| ||||||||||||||||||||||||
Teny iditra | zaka | ||||||||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Fitondrana fanjakana [1.78] | ||||||||||||||||||||||||
Dity, fitondràna: Fikasana an' olombelona fa ny zaka a-Nanahary [1.1] | |||||||||||||||||||||||||
Ohatra | Dia nody aho nitondra ny fo zaka.
[2.643] | ||||||||||||||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||||||||||||||
Anaran-toerana |
| ||||||||||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06 |
![]() |