Teny iditra (1/4) | 1 fitily |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Voronkely latsadatsaka kokoa noho ny totohondry ny habeny; raha mbola tsy eo amin' ny fotoana fanatodizany, dia mivololombatolalaka ny volony, na ny lahy na ny vavy, fa eo amin' ny fiandohan' ny volana Novambra, dia miova ho mena dorehitra ny volon' ny fodilahy, ka maharitra hatramin' ny faramparan' ny Marsa izany. Mandritra ny ririnina, dia matetika mamonjy any an' ala ny fody no mipetraka. Anisan' ny vorona mpanimba ny voly, fa indrindra ny vary, ny fody ka tokony hiadiana mafy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] A Sakalava word forming the first part of many compound words used as the names of birds, viz. two swifts, a pigeon, an ibis, a starling, a shrike, and a roller |
Voambolana |
5 Haibiby: vorona |
Tovy hevitra | 6 fody |
Teny iditra (2/4) | 7 fitily |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.2] [Modal noun from mitily (tily).] in the name of a species of lemur 10 [2.233] Coquerel's Dwarf Lemur (Mirza coquereli) (north of Ambanja) |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [2.233] microcèbe de Coquerel (Mirza coquereli) (nord d'Ambanja) |
Voambolana |
12 Haibiby: mampinono |
Tovy hevitra | 13 setohy, siba, tilitilivaha, tsiba |
Tsanganana sy sary iray takila |
14 Ny Gidro |
Teny iditra (3/4) | 15 fitily |
Fototeny | 16 tily |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.1] Fomba entina mitily, izany hoe mikendry, na mizaha taratra, na mitsikilo |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Teny iditra (4/4) | 96 fitily |
Fototeny | 97 tily |
Sokajin-teny | 98 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
99 [1.1] Kofehy taretra mena |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |