Teny iditra | lena | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Nilatsahan' ny rano ka manda, vonton' ny rano, kotsa: Tratran' ny orana aho ka lena ny akanjoko [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Wet, moist [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Humide, mouillé [1.8] | |||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Tohi-kevitra | maina | |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Anaram-javamaniry |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny lena io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | lane, lena |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |