<- -> |
[King James Bible] The Psalms |
[Baiboly 1865] Salamo |
[Baiboly Katolika] Salamo |
[Bible de Jérusalem] Les Psaumes |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Sal 59:1 | Deliver me from mine enemies, O |
Ho an' ny mpiventy hira. Al-tasheth. Miktama nataon' i Davida, fony Saoly naniraka, ka nisy niambina ny trano hamonoana azy. Afaho amin' ny fahavaloko aho, Andriamanitro ô; asondroty eo amin' ny avo aho tsy ho azon' izay miodina amiko. | Ho an' ny mpampianatra hira. Aza mandrava. Hiran' i Davida. Fony Saola naniraka hiambina ny tranony, hamonoany azy. | Du maître de chant. "Ne détruis pas." De |