|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : ilazana

Ohabolana 1Aza ilazana ny mahalam-be fototra aho, fandrao miava tany maina. [2.558 #452]
Aza ilazanao ny mahalam-be fototra aho, fandrao miava tany maina. [2.165 #520]
Dikanteny frantsayN' allez pas dire (au propriétaire de la rizière) que le riz est clairsemé mais très tallé, car il vous fera sarcler la terre sèche. [2.165]

Ohabolana 2Aza manao hiran' ilay jamba : izaho mahiratra indray no ilazana izay tsy antoandro. [2.415 #6183, 2.558 #513, 2.653 #460]
Dikanteny frantsayNe faites pas comme dans les chants des aveugles : c' est à moi qui vois clair, que les aveugles disent qu' il ne fait pas jour. [2.415 #6183]
Fanazavana frantsayIl ne faut pas vouloir en remontrer à de plus habiles que soi. [2.415 #6183]

Ohabolana 3Efa resy, ka mbola minaonaona ihany : izay hitany dia ilazany avokoa. [2.415 #3337]
Dikanteny frantsayIl a perdu son procès et cependant il ne fait que clabauder et en entretenir tous ceux qu' il rencontre. [2.415 #3337]
Fanazavana frantsayBattu et pas content. [2.415 #3337]

Ohabolana 4Ilazana ny masaka ifotony, ka ny soamaravo no arefarefa. [2.415 #6500, 2.653]
Ilazana ny masaka ifotony ka ny soamaravo no arefarefa (tsy arovana). [2.558 #1420]
Ilazana ny masaka ifotony, ka ny soamaravo no tsy ahina. [2.415 #6500, 2.653]
Ilazanao ny masaka ifotony, ka ny soamaravo no arefarefa. [2.165 #2313]
Mahare ny masaka ifotony izy, ka ny efa soamaravo indray no arefarefa. [2.415 #3262]
Mahare ny masaka ifotony izy, ka ny efa soamaravo indray no tsy ahina. [2.415 #3262]
Dikanteny frantsayIl entend parler de fruits mûrs sur pied, et il laisse ceux qui seraient bientôt mûrs. [2.415 #3262]
On l' avertit qu' il y a des fruits mûrs sur les arbres, mais il ne fait pas attention à ceux qui sont à peu près mûrs. [2.415 #6500]
Fanazavana frantsayLaisser des affaires pour d' autres. [2.415 #3262]
Se disait de ceux qui profitent peu des avis qu' ils reçoivent. [2.415 #6500]

Ohabolana 5Ilazany ny ampitsolava, ka misafo rano matetika. [2.415 #4196]
Dikanteny frantsayOn lui dit toujours à demain, et il se lave souvent pour se bien présenter. [2.415 #4196]
Fanazavana frantsaySe disait des gens qui sont toujours trompés. [2.415 #4196]

Ohabolana 6Kamboty mihaino kabary : milaza tsy misy mpihaino, manontany tsy ilazan' ny olona. [2.415 #1027, 2.558 #1601, 2.653 #1226]
Dikanteny frantsayOrphelin qui assiste à une réunion où l' on discute : s' il parle, personne ne l' écoute; s' il interroge, personne ne lui répond. [2.415 #1027]
Fanazavana frantsaySe disait des gens sans autorité. [2.415 #1027]

Ohabolana 7Lozan' izay mahita ka tsy milaza, ary lozan' izay ilazana ka tsy mino. [2.415 #6506, 2.653 #1387]
Dikanteny frantsayMalheur à celui qui voit et n' avertit pas, malheur à celui qui est averti et ne veut rien croire. [2.415 #6506]

Ohabolana 8Ny lainga mampisolantsolana andro ilazana, fa mampiondrika andro isehoany. [2.415 #4940]
Ny lainga mampisolantsolana andro ilazana, fa mampitakemotra imaso aoriana. [2.558]
Ny lainga mampisolantsolana andro ilazana, fa mampivalo-mainty raha mifanatrika. [2.165 #464, 2.415 #4941, 2.653 #2290]
Dikanteny frantsayLe mensonge fait marcher fièrement lorsqu' on l' énonce, mais il rend blême de confusion lorsqu' il est en présence de la vérité. [2.415 #4941]
Le mensonge fait porter la tête haute quand on l' énonce, mais il couvre de confusion lorsqu' il est découvert. [2.415 #4940]
Le mensonge rend fier au moment où on le dit, mais fait blêmir quand il est découvert. [2.165]

Ohabolana 9Totofany lainga ka dia miaritra ihany; ilazany ny ampitso lava ka dia miramirana. [2.165 #1767]
Totofany lainga ka miaritra ihany, ilazany ny ampitso lava ka miramirana. [2.558 #276]
Totofan' ny lainga, ka dia miaritra ihany ; ilazany ny ampitso lava, ka dia miramirana. [2.415 #1240]
Dikanteny frantsayTrompé par des mensonges, il supporte tout ; il est toujours renvoyé au lendemain et il se montre content. [2.415 #1240]
Trompé par des mensonges, il supporte tout, toujours renvoyé au lendemain, il est content! [2.165]
Fanazavana frantsayCe proverbe se rapporte à des promesses de mariage, qui restent sans effet. [2.165]
Se disait des promesses de mariage. [2.415 #1240]

Fizahan-teny