Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : miaramila | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aza manao miaramila be nify ka tsy mandalo katsa-maina. [2.558 #547]
Aza manao miaramila be nify, ka tsy Miaramila be nify, ka tsy mandalo katsa-maina. [2.415 #439, 2.653 #1729] Miaramila be nify tsy mandalo katsa-maina. [2.558 #148, 1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa tsy tokony hiaingitraingitra amin' ny sakafo rehefa eo am-panaovana ny fanompoana. [1.1]
Olona tsy mba sarotsarotiny fa vonona ny hanao na hihinana izay azo atao na hanina. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne vous dites pas un soldat pourvu de fortes dents et qui ne craint pas de manger du maïs sec et dur, car on pourrait vous demander de le prouver! [2.165 #932]
Soldats qui ont de grosses dents : ce n' est pas en vain qu' ils passent à côté d' un champ de maïs. [2.415 #439] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | On profite d' une bonne aubaine ; ou bien, on se nourrit de tout et sans choix. [2.415 #439] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Borizano tanora ka miaramila no farany. [2.558 #958]
Borizano tanora, miaramila no farany. [2.415 #415, 2.653 #826] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Jeune citoyen finira par être militaire. [2.415 #415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait à l' époque des grandes levées de soldats. [2.415 #415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Manaova toy ny miaramila: mifoha alohan' ny goaika, mahatsiaro alohan’ ny fitatra. [2.165 #675, 2.415 #432, 2.558 #2022, 2.653 #1561] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Faites comme les soldats: ils se lèvent avant les corbeaux et se réveillent avant les passereaux. [2.165]
Faites comme les soldats : ils se lèvent avant les corbeaux, ils se réveillent avant le tarier à collier. [2.415 #432] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il faut se lever de bonne heure quand on a du travail à faire. [2.415 #432] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Miaramila ao Mantasoa : ny matanjaka lasa mianala, ny osa kosa Miaramilan' i Mantasoa : ny matanjaka lasa mianala, ny osa | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Soldats de Mantasoa : les forts vont à la forêt chercher des arbres, les faibles vont chercher du sable. [2.415 #437] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Tout le monde est obligé de travailler. [2.415 #437] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Miaramila be molotra : tsy mitady tarehy, fa tavy no ilaina. [2.415 #438]
Miaramila sima : tsy mila tarehy tsy be angesongeso, fa tavy ihany kosa no tadiavina. [2.415 #438] Miaramila sima : tsy mitady tarehy, fa tavy no ilaina. [2.558 #2267, 2.653 #1731] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Soldats à grosses lèvres et soldats à bec-de-lièvre : ils ne cherchent pas la beauté ni les apprêts mais ils soignent la graisse de leurs joues. [2.415 #438] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens grossiers et mangeant bien. [2.415 #438] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Miaramila kely ray : vava no enti-manompo. [2.653 #1730, 2.415, 2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Soldats chétifs : ce n' est que par la parole qu' ils servent le souverain. [2.415 #440] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui circonvenaient les chefs pour obtenir des exemptions. [2.415 #440] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Miaramila voatifitra amy ny sangany : voa amy ny nanaovana azy. [2.653 #1732]
Miaramila voatifitra amin' ny sangany : voa amin' ny nanaovana azy. [2.415 #441, 2.558 #2268] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Soldats visés au toupet : ils sont pris à ce qui a été fait pour cela. [2.415 #441] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait pour se moquer du toupet de cheveux des soldats ; jusqu' à Radama I les soldats portaient les cheveux longs et tressés ; Radama leur ordonna de couper leurs cheveux et de ne porter qu' un petit toupet. [2.415 #441] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Raha tsinana ny alakarabo, zanak' iza no tsy ho miaramila. [2.558 #3666] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Tsara miankandrefana hoatry ny miaramila rombina. [2.415 #4031]
Tsara miankandrefana, ohatra ny miaramila rombina. [2.653] Tsara miankandrefana sahala amin' ny miaramila rombina. [2.558 #4405] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Qui se trouve bien quand il va vers l' ouest, comme un soldat qui a un bec-de-lièvre. [2.415 #4031] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Allusion au vent de l'est très fréquent. [2.415 #4031] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||