Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : ony | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Bory | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Famaky Famaky | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Farihy tsy misy vodiny, ony tsy misy vavany. [2.415 #5751, 2.558 #1126, 2.653 #939] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lac qui n' a pas de fond, fleuve qui n' a pas d' embouchure. [2.415 #5751] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Chose impossible. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Gisalahy amoron' ony ka ny sisa tsy maty mihiaka. [2.558 #1226] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Mitatatra am-pasika, ka manabe vava ny ony. [2.165 #1695, 2.415 #2630, 2.653 #1863]
Mitatatra am-pasika ka manabe vavarano. [2.558 #2446] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Creuser des canaux dans le sable, c' est provoquer la rivière, car le sable creusé s' écroulera. [2.415 #2630]
Creuser une rigole (ou un canal) dans le sable ne fait qu' agrandir le fleuve. [2.165 #1695] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui, au lieu de calmer les malheurs d' autrui, les augmentent. [2.415 #2630] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Ny ony niteraka ny mamba, fa ny loharano niteraka ny ony. [2.558 #3203]
Ny ony niteraka ny mamba; ny loharano niteraka ny ony. [2.165 #2247, 2.415 #303, 2.653 #2386] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le fleuve a donné naissance aux caïmans; la source a donné naissance au fleuve. [2.165]
Le lac a produit un caïman, la source a produit un fleuve. [2.415 #303] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles dites par les descendants du roi Ralambo source des nobles de l' Imerina pour dire qu'ils étaient la source des souverains ; on les appliquait aux richesses. [2.415 #303] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Ny ony no tondraka dia ao ny tatatra manampy azy. [2.558 #3204]
Ny ony no tondraka, ny tatatra no manampy azy. [2.415 #668, 2.653 #2387] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si le fleuve déborde c' est que les petits canaux l' ont aidé. [2.415 #668] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les petits ont aidé à la fortune des grands. [2.415 #668] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Sabakaka mandro an-ony, sahona mandro an-tatatra : Saobakaka mandro an' ony, ny sahona mandro an-tatatra, ka Saobakaka mandro an' ony, sahona mandro an-tatatra : | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Crapaud qui se baigne dans un fleuve, grenouille qui se baigne dans un petit canal de rizières : que chacun se baigne dans les eaux de ses pères. [2.415 #337] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le sens est qu' il faut garder les coutumes de ses pères ; et aussi qu' il ne faut pas se mêler des affaires des autres. ! [2.415 #337] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||