Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : saro-po | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aza lozabe manana anaka, andrao tsy manan-dray ny zaza. [2.165 #1834]
Aza saro-po manan' anaka, fandrao tsy manan-dray ny ankizy. [2.653 #707, 2.415] Aza saro-po manan' anaka, fandrao tsy manan-dray ny zaza. [2.653 #707, 2.415] Saro-po manana anaka, ka tsy hanan-dray ny ankizy. [1.1 #72, 2.415 #2558, 2.558] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Hahantra izay manary na mandao ny asa na raharaha fanaony noho ny hasosorana kely tsy toy inona. [1.1 #72] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne vous emportez pas quand vous êtes enceinte, de peur que l' enfant n' ait pas de père. [2.165]
Que l' épouse qui a des enfants ne soit pas irascible, de peur que ses enfants ne soient privés de père. [2.415 #1362] Si une femme qui a des enfants se fâche pour un rien, le mariage ne tiendra pas et les enfants n' auront plus de père. [2.415 #2558] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Allusion à la facilité avec laquelle les femmes étaient répudiées par leurs maris. [2.415 #1362]
Ce proverbe, outre son sens littéral, se disait des gens qui quittent leur emploi à la moindre difficulté et finissent par tomber dans la misère. [2.415 #2558] Parce que, si vous vous emportez, vous courez le risque d' être divorcée. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Aza misolo voina ny akalana ka Aza misolo voina ny akalana ka Mandidy hena ambony fe ka misolo vaika ny akalana. [2.558 #2067] Misolo voina ny akalana ka mikapa hena ambony fe. [1.1] Misolo voina ny akalana, ka mikapa hena ambony lohalika. [2.415] Misolo voina ny akalana, ka mitetika ambony felatanana. [2.415] Misolo voina ny akalana: mitetika ambony fela-tanana. [2.653 #1837] Misolo voina ny akalana ve no Saro-po amin' akalana, ka | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny olona manao mosalahy izay tsy manahy kely akory ny zavatra mety hahavoa azy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Épargner le billot et découper la viande sur le genou ou sur la paume de la main. [2.415 #3856]
Ne prenez pas la place du hachoir en découpant la viande sur votre cuisse. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui s'exposent au malheur ou subissent un préjudice, en se portant caution pour d' autres ou en cherchant à les protéger. [2.415 #3856] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Nahoana no saro-po aman' entana ka ho sola irery ? [2.558]
Nahoana no saro-po an' entana, ka ho sola irery ? [2.165 #404, 2.415 #2133, 2.653 #2065] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pourquoi êtes-vous irascible ainsi en portant les fardeaux sur la tête ? Vous serez un chauve méprisé et délaissé. [2.415 #2133]
Pourquoi ne voulez-vous pas qu' on vous aide à porter votre fardeau (sur la tête), de sorte que vous seul deviendrez chauve? [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des mauvais caractères. [2.415 #2133] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Nahoana no saro-po manan' anaka : sao tsy | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Ny osa tsy mba saro-po ary ny mahery tsy mba mandefitra. [2.558 #3206]
Ny osa tsy mba saro-po, ny mahery tsy mety handefitra. [2.415 #669, 2.653 #2388] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les faibles ne s' emportent pas facilement ; les puissants ne savent pas patienter et endurer. [2.415 #669] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Saro-po aman' entana ka ho sola irery, kitoina aman-kavana, ka miherikerika tsy misy mpamangy. [2.558 #251]
Saro-po | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Saro-po amin’ akalana, ka Misolo voina ny akalana : mitetika ambony fela-tanana. [2.653 #2869] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Saro-po manan-tokana, ka tsy manan-droa hamolahana. [2.165 #1800, 2.653 #2870]
Saro-po manan-tokana, ka tsy misy hamolahana. [2.558 #3847] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un homme violent qui n'a qu' une femme, et il n' en a pas deux qu' il pourrait mater plus aisément. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | En les rendant jalouses l' une de l' autre. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Saro-po | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Saro-po tsy amin-karena : mainka izany raha nanana kokoa ! [2.558 #3849] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||