|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : tandrifina

Ohabolana 1Angamenavava ka samy mitsilo ny alehany. [2.558 #260]
Angamenavava, ka samy mitsilo ny halehany. [2.165 #1620]
Angamenavava: samy mitsilo ny tandrifiny. [2.653 #231]
Dikanteny frantsayLes vers luisants: ils éclairent eux-mêmes leur route. [2.165]

Ohabolana 2Aza manao lavenam-bola tandrifin' ny masoandro. [2.165 #1733]
Dikanteny frantsayN' enterrez pas votre argent vis-à-vis du soleil. [2.165]
Fanazavana frantsayC'est-à-dire dans un endroit trop facile à découvrir, ce qui aiderait aux voleurs à le trouver. [2.165]

Ohabolana 3Hanafin-kanina amin-dray : fa iza indray no tokony hihinana? [2.558 #1262]
Hanafin-kanina amin-dray, iza indray no tokony hihinana? hanafin-karena amin-janaka, iza no tandrifiny handova? [2.415 #968, 2.653 #1018]
Hanafin-karena amin-janaka : fa iza indray no tandrifin' ny handova? [2.558 #1263]
Dikanteny frantsayOn cache des provisions à son père : qui donc est plus digne de les manger ? on cache des trésors à son fils : qui donc est plus digne d' hériter? [2.415 #968]
Fanazavana frantsayNécessité de la bonne entente dans les familles. [2.415 #968]

Ohabolana 4Loloha lanitra, ka samy miloloha izay tandrifiny. [2.415 #79]
Loloha lanitra ka samy mitondra ny tandrifiny. [1.1]
Loloha lanitra ny fiainana ka samy mitondra ny tandrifiny. [1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza fa ny olona rehetra dia samy manana ary mizaka ny anjarany avy. [1.1]
Enti-milaza fa samy mizaka ny anjarany fa tsy azo ailika ho an-kafa ny soa na ny ratsy mihatra amin' ny tena. [1.1]
Dikanteny frantsayC' est comme le ciel au-dessus de la tête : chacun porte ce qui est au-dessus de lui. [2.415 #79]
Fanazavana frantsayA chacun son sort : il faut se contenter de sa destinée ; ce proverbe se disait aussi de la corvée : chacun en porte sa part. [2.415 #79]

Ohabolana 5Manao dian' omby jamba, ka mivarina ihany. [2.415 #6293, 2.974 #447, 2.653]
Manao dian' omby jamba ka mivarina ihany amin' izay tandrifin' ny loha. [2.558 #1987]
Dikanteny frantsayCelui qui veut marcher à l' aveugle comme un boeuf et sans prendre conseil, finit par tomber dans le fossé. [2.415]
Ressembler au bœuf aveugle, qui continue sa marche et s’enlise toujours plus. [2.974 #447]

Ohabolana 6Manao levenam-bola tandrifi-masoandro, toy ny mpanao antsojay. [2.558 #2005]
Manao levenam-bola tandrifin' ny masoandro. [2.415 #6118, 2.653 #1549]
Dikanteny frantsayAgir au hasard comme celui qui enterre son trésor en face du soleil, où il n' est pas en sûreté. [2.415 #6118]

Ohabolana 7Ny antsibe no banga, dia nisolo ny anjaran' ny famaky. [2.558 #186]
Ny antsibe no ho banga, fa ny hazo fikapan' ny famaky avy no nojinjany. [2.653]
Ny antsibe no ho banga, nijinjana ny hazo tsy tandrifiny. [2.415 #2543, 2.653]
Dikanteny frantsaySi le coutelas est ébréché, c' est qu' il a servi pour abattre des arbres pour lesquels il n' était pas fait. [2.415 #2543]
Fanazavana frantsaySe disait des gens se ruinant à faire des choses disproportionnées avec leur condition. [2.415 #2543]

Ohabolana 8Ny fanompoana tahaka ny lanitra, ka samy miloloha ny tandrifiny. [2.165 #1528]
Ny fanompoana tahaka ny loloha lanitra, ka samy miloloha ny hitsiny. [2.558 #2967]
Ny fanompoana toy ny lanitra : samy miloloha ny landrifiny. [2.974 #116]
Ny fanompoana toy ny lanitra : samy miloloha ny tandrifiny. [2.415 #388, 2.653 #2222]
Dikanteny frantsayLa corvée c' est comme le firmament qui est au-dessus de nos têtes : chacun en porte sa part. [2.415 #388]
La corvée est comme le ciel et chacun en supporte la part qui est au-dessus de sa tête. [2.165]
Les charges communes sont comme le ciel : chacun supporte sa part au-dessus de sa tcte. [2.974 #116]
Fanazavana frantsayIl n' y a pas d' exemption. [2.415 #388]

Ohabolana 9Ny vody harona aza manana izay tandrifiny. [2.415 #1843, 2.653 #2485]
Ny vody harona aza tsy lany tandrify. [2.165 #1747]
Ny vody sobiky aza mbola manana ny tandrifin' azy. [2.415 #6150]
Dikanteny frantsayLe fond du panier a aussi ce qui lui convient. [2.415 #6150]
Les vieux fonds de paniers eux-mêmes ont leur destination. [2.415 #1843]
Même le fond d' une corbeille trouve encore quelque chose qui lui va (peut encore être utile à quelque chose). [2.165]
Fanazavana frantsayCe proverbe signifie que l'être humain le plus déshérité peut quand même trouver à se marier, à Madagascar. [2.165]
Le sens est que les personnes âgées ont bien leur utilité. [2.415 #1843]
Ne regardez pas seulement un côté des choses ou des hommes, mais regardez l'ensemble. [2.415 #6150]

Ohabolana 10Tifitr' ilay osa, ka "tandrifiny va izao, Ranaotra?". [2.165]
Tifitr' ilay osa, ka tandrifiny ve izao Ranaotra? [2.558]
Tifitr' ilay osa : " tandrifiny va izao, ranaotra ? ". [2.415 #5732, 2.653 #3097]
Dikanteny frantsayUn peureux qui tire : est-ce bien la direction, mon beau-frère ? dit-il. [2.415 #5732]
Un poltron en train de tirer, il dit: "Est-Ce que je vise bien comme ça, mon ami?" Il ne peut en juger lui-même, car il ferme les yeux par crainte de la détonation qui va se produire! [2.165]

Fizahan-teny