| Teny iditra |
mitomany
(tomany (tany))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mandatsa-dranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo: Mitomany ny zazakely fa ampangino Mangataka, mitalaho mafy amin-dranomaso: Nitomany ny ho any Iarivo foana izy.
[1.1]
|
| | To cry for something [1.7]
|
| | Pleurer après quelque chose; pleurer [1.8]
|
| | [Sakalava-Mayotte]
[ mitomañy ] Pleurer [1.405]
|
| Ohatra |
| 1 | Nitomany indray izay rehetra nanatrika teo, indrindra fa Razaimalala.
[2.324]
|
| 2 | Sady nigogogogo nitomany indray izy...
[2.470]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mitomany |
| Ny lasa : |
nitomany |
| Ny hoavy : |
hitomany |
| Filaza mandidy : |
mitomania |
|
| Teny nalaina |
|