| Teny iditra |
mihazakazaka
(hazakazaka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mandeha haingana dia haingana: Mahery mihazakazaka ny aositrisy Mila vonjy, manatona hangata-bonjy: Nihazakazaka aty aminao aho fa misy mahaporitra ahy kely
[1.1]
|
| | To run [1.2, 1.7]
|
| | To gallop [1.2]
|
| | To race [1.7]
|
| | Courir [1.3, 1.8]
|
| | Galoper: Mahery mihazakazaka io soavaly io (Ce cheval court, galope fameusement) [1.3]
|
| | Demander secours, avoir recours à [1.3]
|
| Ohatra |
| 1 | Lasa izy nihazakazaka nankao an-trano:
[2.324]
|
| 2 | Tsy sahy nihazakazaka nialoha lalana azy toy ny fataony, tsy sahy niloa-bolana taminy indray mandeha akory ...
[2.470]
|
| 3 | Mihazakazaka manodidin-trano aloha no ataony, sady raotiny eny am-pihazakazahana ny rindrina zozoro.
[2.472]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mihazakazaka |
| Ny lasa : |
nihazakazaka |
| Ny hoavy : |
hihazakazaka |
| Filaza mandidy : |
mihazakazaha |
|
|