|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  sara
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  bikana [1.78]

Teny iditra (2/4)4  sara
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6  Fanomezana ho an'ny mpandihy, ny ombiasy [1.78]
7  Vola aloa amin' ny zavatr' olona ampiasaina mandritra ny fotoana fohy na haingana, na miserana: Saran-dakana [1.1]
8  Vola nomena taloha ny mpanao fanafody [1.1]
9  (ankehitriny) Vola aloa amin' ny zavatra ara-tsaina raisina avy amin' olona, ka tsy azo lazaina hoe vidiny: Saram-pianarana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10  The fare paid for a voyage; rent paid for use; a fee [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11  Loyer pour usage; prix d'un billet de train [1.8]
12  Rétribution payée à un mpimasy, le plus souvent en nature [1.196]
Sampanteny 
13  Matoantenin' ny mpanao :
14  Matoantenin' ny iharana :
15  Matoantenin' ny fameno :
16  Anarana :
17  Mpamaritra :
Mpanahaka  18  Haba, hofan-toerana, vidin-toerana
Kamban-teny 

Teny iditra (3/4)23  sara
Sokajin-teny  24  anarana
Voambolana  25  Haizavamaniry
26  Fivavahana, finoana
Fanazavàna teny frantsay  27  Nom donné à des plantes employées par les empiriques ; auxquelles on attribue des vertus magiques ; ce sont surtout suivant les dialectes : [1.196]
28  Lagarosiphon madagascariensis Casp. (Hydrocharitaceae). Réf. Rakotovao, Réserves Naturelles 4563. Plante aquatique appliquée en emplâtres sur les foulures par les empiriques. [1.196]
29  Aponogeton sp. (Aponogetonaceae). Plante aquatique utilisée par ses parties feuillées. Tubercule comestible. [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4)31  Sarà
Sokajin-teny  32  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Voambolana  33  Soratra Masina
Fanazavàna teny anglisy  34  Sarah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  35  Sara [2.996]
Ohatra  36  Indray andro dia nihomehezan' ny mpanompovaviny sara ka nivavaka tamin' i Jehovah koa izy mba ho faty. [1.38]
Tovy hevitra  37  saraha, saraha
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  38  Toko sy andininy momba Sarà
Tsanganana sy sary iray takila  39  Fitanisana
Lahatsoratra  40  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Sarà

Fivaditsoratra  41  rasa, sara

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17