|
|
|
|

Teny iditra (1/9)1  any
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza toerana tsy hita maso, azo tovonana t raha enti-milaza ny lasa: Any Toamasina i dadatoa. ~ Lasa any an' ala izy. ~ Tany Fianarantsoa aho no teraka.
Ireto avy ny fampiasana hafa ny any: Raha averina aloha sy aorian' ny teny milaza toerana ny any, dia milaza toerana lavitra dia lavitra tsy bita maso: Lasa nanidina any ambony any ilay fiaramanidina
Indraindray kosa mifanohitra amin' ny atỳ ny any: Salama tsara izahay atỳ fa ianareo any no manao ahoana
Eo alohan' ny anaran-tsamirery milaza olona izay andefasan-taratasy: Any Randria, manao ahoana ianareo?
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] there, in that place, but distant and unseen. The past tense is tany, and the future ho any.
5  [1.7] there, fairly far away not visible;
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.82] [Taisaka] [añy] là-bas, à, vers
7  [1.8] là, à une certaine distance, pas visible
Fanazavàna teny italianina  8  [1.18] in, a, da. Any an-dafy izy, egli e all'estero. Niakatra any an-danitra Jeso Kristy, Gesu Cristo sali al (in) cielo. Any any Antananarivo ny vahiny, l'ospiete viene da Tananarive.
Ohatra  9  Tsy hijanona ela any aho. [2.472]
10  ka any Antsirabe no haleha. [2.324]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
Mpanahaka  14  ety, eto, eo, etsy, eny, eroa, ery, aty, ato, ao, atsy, any, aroa, ary
Kamban-teny 

Teny iditra (2/9)38  any
Sokajin-teny  39  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  40  [1.7] prefix (an-) used to form place names, meaning, at ... as: Analakely; Ambatolampy (vatolampy, bedrock); Ampàndrana (fandrana, a kind ofpalm); amb- and amp- are used before certain consonants
Fanazavàna teny frantsay  41  [1.8] préfixe qu'on met devant les noms de lieux; ex.: Analakely; Ambatolàmpy, au rocher; Ampàndrana, aux palmiers; amb- et amp- se mettent devant certaines consonnes
Kamban-teny 
Anaran-toerana 

Teny iditra (3/9)60  any
Sokajin-teny  61  mpampiankin-teny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  62  [1.2] belonging to, for. Nihiny is used in the provinces for this. Any is also used between transitive verbs and proper nouns in the accusative case, as mamely any Jaona izy, He strikes John. Before vowels it is usual to write an apostrophe for the final y; and before consonants which require to be strengthened from close proximity to n, the y is substituted by a hyphen, and the consonant is strengthened accordingly. Thus we have: midera an' andriamanitra izy, He praises God; an-dRabe, Rabe's; an' olona, Somebody's; an' iza, Whose? An-jovy, Whose? In the provinces anahy and anakahy [any and ahy] are used for mine; and anazy for azy; and very probably the an- of the pronouns in the objective case comes from this, as anao, anay, antsika, anareo.
Kamban-teny 

Teny iditra (4/9)66  any
Sokajin-teny  67  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  68  [1.1] Enti-milaza fotoana izay fampiasa mba hilazana:
-- Fe-potoana efa lasa amin' ny andro itenenana ka mbetika mikambana amin' ny anarana iarahany izy, mbetika misaraka: Aninaraina, anikeheo, any tontolo andro
-- Fotoana mbola ho avy, ka eto koa izy mety ho lasa aloha na aorian' ny anarana iarahany: Any andro hahatongavako dokotera ~ Taona any
Fanazavàna teny anglisy  69  [1.2] used with andro, as andro any, the past part of the day, to-day. It is generally past in tense.
Kamban-teny 

Teny iditra (5/9)73  any
Sokajin-teny  74  anarana
Fanazavàna teny malagasy  75  [1.1] Enti-milaza fanantsodiana kofehy anenomana
Fanazavàna teny anglisy  76  [1.2] Ira is used in the provinces.
Fanazavàna teny frantsay  77  [1.3#48] ourdissage de la trame
Sampanteny 
78  Matoantenin' ny mpanao :
79  Matoantenin' ny iharana :
80  Matoantenin' ny fameno :
81  Anarana :

Teny iditra (6/9)82  any
Sokajin-teny  83  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  84  [1.78] [Taisaka] atao, inoana
Fanazavàna teny frantsay  85  [1.82] [Taisaka] qu'on fait, qu'on croit
Haiendriteny 
86  Ny ankehitriny :
87  Ny lasa :
88  Ny hoavy :
89  Filaza mandidy :

Teny iditra (7/9)90  añy
Sokajin-teny  91  anarana
Fanazavàna teny malagasy  92  [1.78] [Taisaka] rivotra
Fanazavàna teny frantsay  93  [1.82] [Taisaka] vent
Voambolana  94  Haitoetrandro

Teny iditra (8/9)95  any
Sokajin-teny  96  Tsy lazaina
Fanazavàna teny frantsay  97  [1.82] [Taisaka] qui a une maladie (en composition): anisery (enrhumé) animbay (qui a une plaie)
Voambolana  98  Fahasalamana
Kamban-teny 

Teny iditra (9/9)101  any    
Sokajin-teny  102  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  103  [1.17] naizanaiza, nainonanainona; izay misy

Fivaditsoratra  104  ain, ani, an' i, any, añy, ina, i~na, ~ina, nay, -nay, nia

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08