Teny iditra (1/11) | 1 arỳ |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza toerana sady tsy hita no lavitra: arỳ andrefan'ny sekoly no mipetraka izahay. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] there, yonder, signifying a distant place not seen. 5 [1.7] there far away (not in sight) |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] là, là-bas, désigne une chose éloignée ou qu’on ne voit pas 7 [1.8] là-bas (loin, pas visible) |
Voambolana |
8 Toerana |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 13 ety, eto, eo, etsy, eny, eroa, ery, aty, ato, ao, atsy, any, aroa, ary |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Teny iditra (2/11) | 19 ary |
Sokajin-teny | 20 mpampitohy [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
21 [1.1] Entina mampitohy ny anarana na ny mpamaritra anarana na ny matoanteny voalaza farany amin' ireo eo aloha raha ohatra ka misy maro voatanisa: Ny akoho sy ny vorona ary ny ondry. / Vizana sy reraka ary kivy irahay nony tafaverina tsy naharo na inona na inona. / Mihinana sy misotro ary mandihy Mampitohy fehezankevitra na fehezanteny anankiroa: Miteny ny mpampianatra ary mihaino ny mpianatra Mampitohy ny fehezankevitra farany amin' ilay voalohany amin' ny ady lojika: Manidina ny vorona rehetra, ary vorona ny akoho, koa amin' izany manidina ny akoho |
Fanazavàna teny anglisy |
22 [1.2] and. Generally used after two or more nouns connected by sy, the last of the series being connected by ary. It is like the word and used in commencing English sentences. 23 [1.7] and; in an enumeration sy is used after the first several words and àry before the last one. Ny vy sy ny varàhina àry ny firaka: iron and copper and lead |
Fanazavàna teny frantsay |
24 [1.8] et; se met devant le dernier mot d'une énumération, dont les autres mots sont précédés de sy. Ny vy sy ny varàhina àry ny firaka: le fer et le cuivre et le plomb |
Lohateny |
Teny iditra (3/11) | 26 àry |
Sokajin-teny | 27 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
28 [1.1] Enti-milaza fehinteny na misolo fehin-teny mihitsy ara: Raha izany àry no izy, inona indray no hitadiavantsika vavolombelona? / Andeha àry isika, anaka |
Fanazavàna teny anglisy |
29 [1.2] then, as aoka ary, Well then, be it so: Ataovy àry, Do it then. It can easily be distinguished from the conjunction ary by never being the first word of a sentence. |
Fanazavàna teny frantsay |
30 [1.3] donc. Aoka àry (Soit!) Andeha àry (Hé bien, partez!) Ataovy àry (Faites donc!) 31 [1.5] donc |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/11) | 33 ary |
Sokajin-teny | 34 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
35 [1.78] [Betsimisaraka]
any |
Teny iditra (5/11) | 36 ary |
Sokajin-teny | 37 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
38 [1.1] Misy: Ary isika noho ny fahefan'ny mpahary Manana: Efa ary nify ny zanako |
Fanazavàna teny anglisy |
39 [1.2] existed, formed, produced; being. 40 [1.7] made, created, brought into being |
Fanazavàna teny frantsay |
41 [1.3, 1.8] créé, qui existe |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (6/11) | 62 ary |
Sokajin-teny | 63 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
64 [1.1] Enti-milaza fanipazana, tsy fiheverana zavatra tsy tiana intsony |
Fanazavàna teny frantsay |
65 [1.3, 1.5] action de rejeter 66 [1.3] action d'abandonner, de perdre 67 [1.14] action de jeter. Variant: are |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (7/11) | 72 ary |
Sokajin-teny | 73 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
74 [1.1] taova iray tarika amin'ny mosavin-kena ka mandevona ireo faikafaika avy amin'ny fiasan'ny tena entin'ny ra ao aminy |
Fanazavàna teny anglisy |
75 [1.2] the milt, the spleen. Ary is the root, but it is never used alone, but always with the suffix pronoun. |
Fanazavàna teny frantsay |
76 [1.3] la rate |
Voambolana |
77 Haiaina |
Mpanahaka | 78 arinkena |
Teny iditra (8/11) | 79 ary |
Sokajin-teny | 80 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
81 [1.78] [Tambahoaka]
nonon'omby, tohatra |
Teny iditra (9/11) | 82 ary |
Sokajin-teny | 83 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
84 [1.78] [Taimoro]
fiverenana ilalana |
Teny iditra (10/11) | 85 ary |
Sokajin-teny | 86 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
87 [1.196] Action de suinter, de perdre de l'eau, de laisser écouler la sève. On dit, par exemple : manary rano pour les bois qui suintent beaucoup lorsqu'ils sont coupés . manary rano-batsy : laisser écouler sa sève, comme le font certains bourgeons, ex. ceux des palmiers, quand on les perce. manary ronono : sécréter du latex. : Ficus sp. ; également appelé ary-voara [Taisaka] (contraction de arina) Bridelia tulasneana Baill. (Euphorbiaceae). [Taimoro] 88 [Taisaka] |
Voambolana |
89 Haizavamaniry |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (11/11) | 93 ary |
Sokajin-teny | 94 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
95 [1.1] jereo ariary |
Fivaditsoratra | 96 ari, àry, ary, arỳ, irà, ira, ray, ria |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |