Teny iditra elany > elatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Solon-tsandry ahafahan' ny vorona manidina rehefa akopakopany ka mikapoka ny rivotra: Vorona fohy elatra ny akoho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A wing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Aile [1.3, 1.8]
Ohatra 
1Voromahery efa lava elatra no tao. [2.298]
2Raha mba izaho mantsy no nanana elatra! [2.324]
3ka nony tsy nahazo izay niriny dia nikopaka elatra. [2.643]
4Tsimbotry no anaran' ny adrisa mbola kely tsy manana elatra. [2.332]
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 

Teny iditra elany > elatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny fisokatry ny lamba sy ny fikombony indray [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de s’entr'ouvrir comme le lamba, les rideaux [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra elany > elatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana omena ny karazan-karatra lalitra, na matetika koa karazan-karatra tsy nananana raha milalao karatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Le trèfle au jeu de cartes [1.3]
Voambolana 
Tovy hevitra lalitra
Sary 

Fivaditsoratra 

Teny iditra elany > elaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  elakelaka [1.1]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra elany > elaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Agile, ingambe. [1.19]
Tovy hevitra ilaka ~ maelaka

Fivaditsoratra 

Teny iditra elany > ela
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Be taona, zoky: Ela kokoa ianao noho i dada ~ Efa ela dia ela itỳ hazo ity izany
Mijanona maharitra: Nahoana no ela tany an-tsena ianao?
Tsy haingana: Ela vao vita ny sakafonareo izany
Maharitra fotoana lava: Velona ela, hono, ny voay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Old; from olden times, long ago, long (in duration) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ancien, vieux; qui dure longtemps [1.8]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Zanakanarana Kabary Malagasy tsy tontan' ny ela (Rainitovo)

Teny iditra elany > ela
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Appellation botanique: Schizolaena [2.612]
Anarana siantifika Schizolaena
Voambolana 
Tovy hevitra elana ~ vondrozanalahy

Teny iditra elany > Elà
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Elah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Ela [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Elaha
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Fivaditsoratra 

Teny iditra elany > elana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Interstice, jeu [1.13]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra elany > elaña
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] elatra [1.78]

Teny iditra elany > elana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Nom d'un arbre très dur. [1.19]
 Appellation botanique: Schizolaena [2.612]
 (de elana : distance ; ces arbres ont tous mauvaise réputation. On les considère comme entrant dans la composition des ody malfaisants ou sortilèges, d'où leur nom qui évoque la nécessité de se tenir à distance).
[Betsimisaraka] Eliea articulata (Lam.) Cambess. (Hypericaceae). Bois rouge dur mais difficile à travailler. Réservé aux grosses pièces, en charpenterie par exemple.
Nom de diverses Sarcolaenaceae également connues sous le nom de voandrazana. Notamment :
[Taisaka] Sarcolaena eriophora Thouars.
[Tanala] Sarcolaena codonochlamy Baker.
[Betsimisaraka] Sarcolaena grandiflora Thouars (Sarcolaenaceae). [1.196]
Anarana siantifika Eliea articulata, Sarcolaena codonochlamy, Sarcolaena eriophora, Sarcolaena grandiflora
Voambolana 
Tovy hevitra ela ~ vondrozanalahy

Fivaditsoratra