|
|
|
|

Teny iditra (1/5) 1  eny
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Milaza toerana lavitra nefa tazana: Hitanao irỳ tendrombohitra irỳ, andeha hitsangantsangana eny isika
4 Manondro toerana ankarihary: Rehefa mandeha eny an-tsena ianao... [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 there, not too far away (in sight); [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 [eñy] [Antesaka] là-bas, vers, à [1.82]
7 là-bas, pas bien loin, visible [1.8]
Ohatra  8  Eo am-pidinana ihany na eny an-dalana dia raisiko ny ahy. [2.4#58]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpanahaka  12  any, 13  ao, 14  ary, 15  aroa, 16  aty, 17  ato, 18  atsy, 19  eny, 20  eo, 21  ery, 22  eroa, 23  ety, 24  eto, 25  etsy
Fikambanana  26  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 5 misy io teny io

Teny iditra (2/5) 27  eny
Sokajin-teny  28  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  29 Entina manaiky, entina milaza fa ekena izay lazaina amin' ny tena: Handeha hiaraka amiko ve ianao? Eny, raha tsy misy ny sampona
30 Amin' ny fitenimparitra samihafa: Ekany, eka, ia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  31 yes [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  32 oui [1.8]
Ohatra  33  eny, hoy Ndriana niankin-drindrina tery anjorontrano. [2.5#19]
Tovy hevitra  34 eka, ekany, ia
Fikambanana  35 eny hoe

Teny iditra (3/5) 36  eñy
Sokajin-teny  37  anarana
Fanazavàna teny malagasy  38 [Antesaka] fijanonana [1.78]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Ohabolana  40  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (4/5) 41  eny
Sokajin-teny  42  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  43 [Antesaka] six [1.82]

Teny iditra (5/5) 44  eny
Sokajin-teny  45  anarana
Fanazavàna teny frantsay  46 [Merina] (de l'adverbe eny : au loin, dans un endroit éloigné). Arbre indéterminé qui ne poussait qu'au loin ; inconnu en Imerina. On en amenait le bois de fort loin. [1.196]
Voambolana  47  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  eny, eñy

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07