|
|
|
|

Teny iditra1  fangalampiery
Fototeny  2  ala
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Kilalao
Fanazavàna teny malagasy  5  Kilalaon' ny ankizy izay toy izao no fandehany: miafina ny maso fa misy anankiray kosa mitady ireo mpiery; ary dia izay hita voalohany amin' ireo indray no mitady; raha misy tsy hitan' ilay mpitady dia milaza "afa-po" izy, ka miseho ilay niery [1.1]
Tovy hevitra  6  alam-piery, fanalampiery
Tsipelina hafa  7  fangalam

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31