|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  masina
Fototeny  2  hasina
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Mahomby, mandaitra, mahasitrana: Masina io fanafody io raha atao ody poizina
5  Voatokana ho an' Andriamanitra, ampiasaina amin' ny fanompoam-pivavahana, mikasika ny fivavahana: Ny otely masina ~ Ny soratra marina ~ Olo-masina
6  Mendrika hohajaina, tsy azo zimbazimbaina, manan-jina: Masina ny tanindrazana, [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  holy [1.2, 1.7]
8  consecrated, sanctified; in reduplication it means saltish [1.2]
9  sacred; possessing "mana" or supernatural power [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10  saint [1.8, 1.196]
11  sacré; qui possède ou transmet une force surnaturelle [1.8]
12  efficace, sacré [1.196]
Ohatra  13  Olona iray main' ny afo no mitalaho fivavahana amin' ny velona, amin' ny alalan' ny sapile sy sorona masina. [2.470]
14  masina, ry Nosim-Baliha!... [2.471]
15  Andro androan-drano mafana, anaterana tsihy masina ny razanandriana; [2.48]
Haiendriteny 
16  Tsotra :
17  Filaza mandidy :
Sampanteny 
18  Matoantenin' ny mpanao :
19  Matoantenin' ny iharana :
20  Anarana :
21  Mpamaritra :
Tsipelina hafa  22  masy
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ohabolana  34  Ohabolana misy io teny masina io

Teny iditra (2/3)35  masìna
Fototeny  36  hasina
Sokajin-teny  37  filaza mandidin' ny mpamaritra masina
Fanazavàna teny frantsay  38  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  39  Ny mpamaritra mandidy rehetra

Teny iditra (3/3)40  masina
Sokajin-teny  41  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  42  marikivy [Bezanozano, Sihanaka, Tanala] [1.78]
43  makirana [Sihanaka, Tanala] [1.78]
Haiendriteny 
44  Ny ankehitriny :
45  Ny lasa :
46  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  47  manisa, manisà, masina, masìna, manisa, manisà, masina, masìna

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14