|
|
|
|

Teny iditra1  mieboebo
Fototeny  2  eboebo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manao fihetsehana feno rehareha, fihambohamboana; miedinedina, miajokajoka: Mieboebo erỳ Isambila hatramin' ny nahafahany fanadinana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to act important, to be boastful or conceited
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] se donner de l'importance, être vaniteux
Ohatra  7  [2.996] ny fitiavana tsy mialona, tsy mirehareha, tsy mieboebo.
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Mpanahaka  12  miajokajoka, mianjonanjona, mihambohambo, miehakehaka, mibohaka, miangiangy, midohaka, midohadoha, midokadoka, midihindihina, miadonadona, miadokadoka, mihadrahadra, miedinedina, miedikedika, mietaketaka, mideronderona, mirehaka, mirehareha, mibohy, miaingitraingitra, midehadeha, misehaseha, mitehateha, miaingiaingy, misandratsandratra, misavoamboana, mievotrevotra, mitehintehina, mijaijay, miandranandrana, misolantsolana, mitihintihina
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny mieboebo io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11