Teny iditra (1/2) | 1 mihinana |
Fototeny | 2 hinana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mitsako ary mitelina ventin-kanina mba hahavelona ny tena: Mihinam-bary ny Malagasy Mikiky: Mihinana ny vy ny haro fesina Mankahia, mampihena: Mihinana azy ny eritreriny Maka zavatra ankeriny (aman' olona): Nihinam-bolan' olona, hono, Rangahy io |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to eat; to use up; to embezzle funds |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] manger; consommer; détourner des fonds 7 [1.405] [Sakalava-Mayotte] [mihinaña] manger |
Ohatra |
8 Ary nony nihinana kelikely, hono, izy, dia hoy izy: [2.293] 9 Aza mihinana ny varin' Andriambahoaka re ianareo [2.470] 10 Eo ampanaovana izany anefa, mahazo mihinan-katsaka izay te hihinana ary na firy na firy. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 15 homana, mitelina, manao vakim-borona, manendry, mandrapaka, mitsingintsingina, mangeboka, mitomboka, mipaka, mamahan-tena, mijao, mamango, manesika, miletra, mibibaka, mandrepoka, mambosika, mikesokesoka, mitsamontsamona, mambosibosika, mimontsina, miviravira, mifotafota, mianjady, misatrasatra, managorodana, manoranorana, manao voky, manao tranga, manao rapa-dango, manao teli-moka, manao indraim-bava, manao tombok' orona, manao tombokitsatsy, manao sesimontotra, miosanosana, miharaka |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny mihinana io |
Teny iditra (2/2) | 19 mihinàna |
Fototeny | 20 hinana |
Sokajin-teny | 21 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihinana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
22 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
23 [1.3] |
Fivaditsoratra | 24 amihinan, haminany, hanimany, hanimina, haniniam, hianinam, ihaminan, ihinanam, mihinàna, mihinana, namihina, nianiham, nihamain, nihamina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |