Teny iditra raboka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] vely, famelezana [1.78]
Sampanteny 

Teny iditra raboka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka, Tankarana, Tanosy] Poumon. [1.19, 1.78]
Voambolana 

Teny iditra raboka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Aretin' ny havokavoka avy amin' ny bibin' aretina atao hoe basila Koch [1.1]
 Areti-mifindra mahazo ny taolana sy ny havokavoka [1.13]
 Jereo "Raboka (TB, Tioberikilaozy)" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 179] [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf]
Fanazavàna teny frantsay Tuberculose [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra raboka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Kilalaon' ankizy isehoan-kakingana sy hafainganam-pandeha: misy ankizy iray izay atao hoe boka; manenjika ny ankizy rehetra eo izy, ka izay voakasiny dia boka misolo azy indray. Indraindray kosa anefa raha mitaingim-bato ireo enjehina, na toerana voatondro tsy hahaboka, dia tsy boka na dia voakasika aza: atao hoe tsibohaboka ny anaran' ilay kilalao amin' izany [1.1]
Voambolana 

Teny iditra raboka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Mahafaly] (de ra : particule placée devant les noms qu'on respecte, et boka : lépreux ou ayant un aspect misérable). Loudetia simplex subsp. stipoides Bosser (Poaceae). Herbe très raide et mauvaise fourragère. Les Betsileo prétendent qu'elle est responsable de la tuberculose des boeufs (parce qu'ils appellent aussi cette maladie : raboka). Voir aussi horona, kidrodrotra. [1.196]
Anarana siantifika Loudetia simplex subsp. stipoides
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19