Teny iditra (1/2) | 1 solo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavatra na olona ampiasaina hanao asa nataon' ny hafa: Rakoto no solon' ny mpampianatra anay lasa / Lay no natao solon' ny trano Olona voatendry hiteny na hanatrika amin' ny anaran' ny hafa (solontena no tena fampiasa amin' io hevitra io): Dia niteny ny solon' ny lehiben' ny Governemanta Onitra: Inty misy zavatra kely ho solon' ny bokinao veriko |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2, 1.7] a substitute |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] Un remplaçant, un substitut, un représentant compensation, ce qui se donne, se paie à la place d’une autre chose 6 [1.8] remplacement, substitut 7 [1.13] |
Ohatra |
8 Ary ankehitriny, gadralava atao solo ny sazy. [2.48] 9 ary dia ny omby no haniny ny otona, solo ny zaza maty. [2.48] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 17 iraka, masoivoho, andrianjahonoany, fara, faraamandimby, taranaka, taranjana, tamingana, kolokolo, mpamelomaso, fanovannymaty, vatonamelankafatra, taranaboanjo, fokomboanemba, kolokolodimbinnyvary, solofodimbinnyala, akalanasilakynyhazo, papangosasakynyvorona, vorompanovahena, fandrotraranaantananahaolo, akangasisananamborana, tapaporohanasisatsymay |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 50 Ohabolana misy io teny solo io |
Teny iditra (2/2) | 51 solò |
Sokajin-teny | 52 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
53 [1.1] Hiran' olon-tokana |
Tsipelina hafa | 54 soalao |
Fivaditsoratra | 55 loso, solò, solo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |