|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tapika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza zavatra vitsivitsy, tsy betsaka, anatin' ny maro: Tapiny ihany no hitanay tamin' ireo tompon-tany, fa raha vao tonga izahay dia lasa niery daholo ny ankamaroany
Singantsingany mialoha lalana ary manambara ny maro mbola eo aoriana.
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Tovy hevitra  5  tapiny
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)9  tapika
Fototeny  10  pika
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1] Kilalao ifanaovan' ny ankizy manao izay hianjeran' ny zavatra eny an-tanan' ny namany amin' ny fipehana azy, ka raha latsaka dia lasany na isasahana aminy: Miombona tapika
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.3] jeu des enfants consistant à frapper sur la main de celui qui tient un objet; si cet objet tombe, il appartient à celui qui a frappé
Voambolana  14  Kilalao
Sampanteny 
15  Matoantenin' ny mpanao :
16  Matoantenin' ny iharana :
17  Matoantenin' ny fameno :
18  Anarana :
19  Mpamaritra :

Teny iditra (3/3)20  tapika
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny frantsay  22  [1.196] (de pika : petite détonation, comme en font les bois qui éclatent quand on les met au feu). Nom de plusieurs cryptocarya (Lauraceae). Le forestier Guinet préfère l'orthographe tapiky. C'est aussi celle que reprend A. Grandidier, fichier manuscrit. [Betsimisaraka]
23  [Bezanozano]
24  [Sihanaka]
Voambolana  25  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  26  tapaky, tapika, tipaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02