Teny iditra | 1 tolona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 ady (lalao) [Tambahoaka, Bezanozano]
[1.78] 4 Fifampibedana hifandavo; fifandraisana hanao izay hampianjera ny andaniny: Anisan' ny kilatao henjankenjana ny tolona 5 Ady atao mba hahazoana zava-tsoa iray: Mitohy ny tolona momba ny fahafahana [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 lutte [1.13] |
Ohatra |
7 Tsy misy lehilahy sy vehivavy, hoy izy namarana ny teniny, amin' ny tolona ho famonjena ny firenena. [2.472] |
Voambolana |
8 Kilalao |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny tolona io |
Fivaditsoratra | 16 ntaolo, tolona |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |