|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ory
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  malahelo, mijaly, miferinaina: manafaka alahelo ny olona ory
4  mahantra, fadiranovana: ampio ny olona ory
5  ampijalina, ampahorina
6  hontsa, malahelo: ory ny foko nahita azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  (opt. imp. Ori'a.) distressed, miserable, full of trouble, wretched. [1.2]
8  miserable, wretched, poor [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  pauvre [1.3, 1.8]
10  affligé, malheureux [1.3]
11  taquiné [1.3]
12  misérable [1.8]
Ohatra  13  fa naninona re no tsy maty aho, fa no mbola velona ho ory toy itony ihany! [2.324]
14  hony Rangodongodona
manao ahoana izany toetry ny ory?
[2.131]
15  Misehoa, misehoa, fa ory ny ray aman-drenintsika! [2.69]
Haiendriteny 
16  Tsotra :
17  Filaza mandidy :
Sampanteny 
18  Matoantenin' ny mpanao :
19  Matoantenin' ny iharana :
20  Matoantenin' ny fameno :
21  Anarana :
22  Mpamaritra :
Mpanahaka  23  1.1=faraidiny=poripory=mikaforoforo=mikokokoko
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)30  ory
Fototeny  31  otra
Sokajin-teny  32  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana orina
Tsanganana sy sary iray takila  33  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Teny iditra (3/3)34  Ory
Sokajin-teny  35  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  36  Uri [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  37  Uri [2.996]
Voambolana  38  Soratra Masina
Tsanganana sy sary iray takila  39  Fitanisana

Fivaditsoratra  40  ory, roy

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11