Teny iditra | abosy | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fandrisihana na fandroboana olona hanao zavatra tian' ny tena hataony Famokisana hanao zavatra na tsara na ratsy, fa indrindra ny zavatra ratsy Fitaka atao olona an-kafetsena [1.1] | ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Tsipelina hafa | abony ~ ambosy | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |