Teny iditra (1/3) | 1 bango |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 randrana (volo), taovolo [Tanala]
[1.78] 4 Ny volo voaraotra sy voatambatra ho randrana tokana na roa, na efatra. [1.1] 5 Randram-bolo betsileo fanaon' ny vehivavy maro ankehitriny; mivona ao an-katoka ny volo [Betsileo] [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 a plait or knot of hair, a large plait or knot of hair. [1.2] |
Voambolana |
7 Fandram-bolo |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 16 bango |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
18 Fomba fanaovana moraingy amin' ny fomba miadana sy milamina (mifan: Dodoria) [Sihanaka]
[1.1] |
Teny iditra (3/3) | 19 bango |
Sokajin-teny | 20 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
21 delighted. It is only used in Imerina with the suffix pronoun -ny. Delighted with something. [1.2] |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 23 bango, bonga |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |