Teny iditra mieboebo (eboebo (ebo))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao fihetsehana feno rehareha, fihambohamboana; miedinedina, miajokajoka: Mieboebo erỳ Isambila hatramin' ny nahafahany fanadinana
Mitovy hevitra: miadokadoka ~ miadonadona ~ miaingiaingy ~ miaingitraingitra ~ miajokajoka ~ miandranandrana ~ miangiangy ~ mianjonanjona ~ mibohaka ~ mibohy ~ midehadeha ~ mideronderona ~ midihindihina ~ midohadoha ~ midohaka ~ midokadoka ~ miedikedika ~ miedinedina ~ miehakehaka ~ mietaketaka ~ mievotrevotra ~ mihadrahadra ~ mihambohambo ~ mijaijay ~ mirehaka ~ mirehareha ~ misandratsandratra ~ misavoamboana ~ misehaseha ~ misolantsolana ~ mitehateha ~ mitehintehina ~ mitihintihina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To act important, to be boastful or conceited [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Se donner de l'importance, être vaniteux [1.8]
Ohatra ny fitiavana tsy mialona, tsy mirehareha, tsy mieboebo. [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mieboebo
Ny lasa : nieboebo
Ny hoavy : hieboebo
Filaza mandidy : mieboeboa
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20