|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  tetika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fandidiana na fanapatapahana zavatra ho madinika, na ny zavatra voatapatapaka na voadidy madinika toy izany: Tetika mangahazo
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] Ornamental cuttings in the skin
the act of cutting up small pieces
Compare tomboka, haratra
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3, 1.5] action de couper en petit morceaux
6  [1.3] L'incision faite par un petit coup de tranchant
7  [1.5] Incision
8  [1.196] [Betsileo, Merina] Scarifications, procédé thérapeutique très employé autrefois. Il consiste à introduire dans une incision de petits fragments de plantes ou d'autres ingrédients. En l'absence de l'usage des injections, c'était une méthode empirique d'administration parentérale des drogues. Lorsque les scarifications étaient nombreuses, on les recouvrait d'un emplâtre ou d'une préparation médicamenteuse. La place des incisions jouait un rôle important au dire des mpimasy ; suivant les résultats à obtenir, on pratiquait les incisions à la face, à la nuque, aux épaules, aux seins (surtout pour les hommes) au creux épigastrique, de chaque côté du dos, ou de l'une ou des deux mains, au poignet, sur le pubis, sur l'une ou les deux fesses, sur le coup de pied. On pratiquait même dans certains cas, rare il est vrai, des scarifications de la langue (sublinguales). D'autres modes d'administration parentérale, méconnus des Européens, étaient d'ailleurs également pratiqués : par exemple, l'amincissement de la peau par limage ou râpage, son décapage à l'aide de drogues vésicantes, etc...
Fanazavàna teny italianina  9  [1.18] Incisione: Notetehin'ny dokotera ny vonto ka positra (Il gonfiore inciso dal dottore s'e aperto)
tagliare a pezzettini: Tetehin'ny mpahandro ny hena (Il cuoco taglia a pezzettini la carne)
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
15  Tambinteny :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  37  Ohabolana misy io teny tetika io

Teny iditra (2/4)38  tetika
Sokajin-teny  39  anarana
Fanazavàna teny malagasy  40  [1.1] Fandinihan-javatra amin' ny antsipiriany: Tetikevitra ~ Nahomby ny tetiky ny fokonolona tamin' iny
Fikasana hanao zavatra efa nodinihina tsara natao maty paika: Betsaka ny tetikay ny amin' io tany io
Firaisan-tsaina hanao zavatra, izay saika matetika ratsy; fiokoana: Teti-be
Fanazavàna teny anglisy  41  [1.2] mutual consultation (generally used of a conspiracy)
Fanazavàna teny frantsay  42  [1.3] l'action d'examiner en détail, de délibérer.
Fanazavàna teny italianina  43  [1.18] tattica. Inona no tetika hampiasaintsika? Quale tattica noi impiegheremo?
Ohatra  44  - Zanatany izahay, hoy aho, ka tsy maintsy mampiasa ny tetika rehetra mba tsy hampavesatra loatra izay maha-zanatany anay izany. [2.471]
45  Farany, nohazavainy tamin' ny lehiben' ny toby ny tetika hitan' izy roa lahy. [2.472]
Mpanahaka  46  miray tetika, manao tetika iraisana, manao na miray teti-dratsy, manao tetik' emboka, mioko, mitakomba, manao komahay, miray tsitakomba, miray tsikombakomba, manao tsikombakomba, manao iray petsapetsa, mikomy, mivarilena, mifankahazo resaka, manao volo ngita mifandray tendro, manao kitapo miarapeno, manao kopaka isasahana, manao parasy mitovy volo, manao talapetraky ny mpiaotra, manao akondro mifanakon-dravina, iray kondrikondry, olona iray tetika
Kamban-teny 

Teny iditra (3/4)50  tetika
Sokajin-teny  51  anarana
Fanazavàna teny frantsay  52  [1.196] (de teteka). Nom des espèces aromatiques qui entraient dans la composition des drogues qu'on appliquait sous forme d'incisions ou de scarifications. Voir tetika (1)
Voambolana  53  Haizavamaniry

Teny iditra (4/4)54  tetika
Sokajin-teny  55  anarana
Fanazavàna teny anglisy  56  [1.2] In the provinces it means disforesting
Fanazavàna teny frantsay  57  [1.196] [Mahafaly, Sakalava] Coupes à blanc dans la forêt. Déforestation. Lorsqu'il s'agit de défrichements limités pour les cultures, on dit plutôt tetik'ala. Voir aussi hatsake.
Voambolana  58  Toe-karena: fambolena

Fivaditsoratra  59 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21