Teny iditra |
tia
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manana fironana na firaiketana amin-javatra na olona iray: Tia an' io saka io izaitsizy i Naivo Mahatsiaro ho voasintona tsy hisaraka aman' olona iray, izay na ho an-tena, hasian-tsoa ary hahafoizan-javatra na hahafoizan-tena mihitsy aza: Tsy misy tsy tia ny zanany, na ny biby aza Mahatsiaro hafinaretana amin-javatra iray: Tia hira malahelohelo ny zandriko / Tia ny mitsangantsangana eny amoron-dranomasina izy Mahazoazo, mankafy: Tia akondro fatratra Rangahy vadin-dRazanany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To love, to like [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Aimer [1.3, 1.8]
|
| Affectionner, vouloir, désirer, agréer, approver [1.3]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Tsotra : |
tia |
Filaza mandidy : |
tiava |
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Mpanahaka |
mirona ~
miraiki-pitia ~
miraiki-po ~
mandala ~
mankamamy ~
mankafy ~
mankasitraka |
Ohabolana |
|