|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsara fanahy
Singan-teny  2  tsara, fanahy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza toetra mendrika, malemy fanahy ary manana fandavan-tena hanasoa ny hafa; tsara fo; mahay mitondra tena; salama tsara
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] Of good disposition; one free from disease
6  [1.7] good, pleasant
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] bon, vertueux
Ohatra  8  Ny toetrany ity andriambavy ity : Vehivavy tsarafanahy; [2.59#]
Mpanahaka  9  malemyfanahy, malemypaika, mazavafo, mazavasaina, tsopo, antraolona, beindrafo, malalatanana, morahatonina, morahiraharahana, mamyhoditra, mahafoytena, befahafoizantena, mahaymandrayolona, mahayolona, mananahatsarampanahy, tsaratoetra, olomarina, olombanona, fototrolona

Teny iditra (2/2)10  tsarafanahy
Singan-teny  11  tsara, fanahy
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.196] (sens général : vertueux, qui se conduit bien ; c'est probablement une antithèse car ceux qui boivent la boisson fermentée préparée avec les fruits se conduisent fort mal en général). Ehretia suarenzensis Capuron Ined. (Boraginaceae). [Tankarana]
Voambolana  14  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  16 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21