Teny iditra | 1 vidy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Takalon-javatra ara-bola: Efa nomen' i Naivo ve ny vidin' ny bokinao tany aminy? 4 Valiny, setriny: Io trano io izao no mba vidinkasasarako hatramin' izay 5 Lanja: Tsy hay tombanana ny vidin' ny hatsaram-panahy na dia mbola eto an-tany aza [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 price, value [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 prix [1.3, 1.8, 1.13, 1.5] 8 valeur [1.3, 1.5] |
Ohatra |
9 Ataony vidy mora na takalozany tany tsizarizary ilay izy. [2.472] |
Voambolana |
10 Toe-karena: (amin' ny ankapobeny) |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny vidy io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18 |