|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : itsingerenana

Ohabolana 1Mpamosavy milevina amoron-dalana, ka itsingerenan' ny valin-kitsaka natao. [2.415 #160]
Mpamosavy milevina amoron-dalana, kany valin-kitsaka no fatratra. [2.415 #160, 2.653 #1952, 2.558]
Mpamosavy milevina amoron-dalana: ny valin-kitsaka no tsy tanty. [1.1]
Mpamosavy nalevina an-dalana, ka ny valin-kitsaka no miverina. [2.165 #51]
Fanazavana malagasyEnti-milaza ny olona mandray ny valin' ny nataony izay mampikaikaika azy. [1.1]
Dikanteny frantsaySorcier enterré au bord du chemin, sans tombeau : c' est le châtiment du mal qu'il a fait en piétinant les tombeaux. [2.415 #160]
Un sorcier enterré près d' un chemin: sa tombe sera piétinée comme il piétinait celle des autres. [2.165]
Fanazavana frantsayLes sorciers par mépris étaient privés de tombeau et enfouis au bord des chemins où ils pouvaient être foulés aux pieds ; le sens général est qu' on est puni par où l' on a péché. [2.415 #160]

Fizahan-teny