|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : mahalana

Ohabolana 1Ketsa vary ny tonotono : izay mahalana sosohana. [1.147 #K15]

Ohabolana 2Manetsa mahalana: ny ataon’ ny tena ihany no alaina. [2.653]
Manetsa vary mahalana, ka ny atao ihany no idiran' ny fatiantoka. [2.558 #2098]
Manetsa vary mahalana, ka ny atao no alaina. [2.165 #729]
Dikanteny frantsayPlanter son riz trop espacé, et récolter ce qu' on a fait (c. à. d. récolter peu). [2.165]

Ohabolana 3Ny ro no tsy atoraka : ny tokotany mahalana. [2.558]
Ny ro tsy atoraka : ny tokotany mahalana. [2.653 #2408]

Ohabolana 4Ny teny toy ny ketsa : izay mahalana sosohana. [2.415 #4797, 2.653 #2496]
Ny teny toy ny ketsa ka izay mahalana sosohana. [2.165 #552, 2.558 #3288]
Dikanteny frantsayLes paroles sont comme les jeunes plants de riz, s' ils sont trop clairsemés on en plante d' autres entre eux. [2.165]
Les paroles sont comme les plants de riz : là où c' est trop clairsemé, on en repique. [2.415 #4797]

Fizahan-teny