Teny iditra (1/3) | 1 toraka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tahaka, ohatra: Toraka ny any ny atý |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.5] comme, de même que, égal, semblable |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 9 ohatra, tahaka |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny toraka io |
Teny iditra (2/3) | 29 toraka |
Sokajin-teny | 30 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
31 [1.1] Fandefasana vato amin' ny tanana hahavoa zavatra na olona: Mahitsy toraka io olona io Fiantsampazana hianjera any amin' ny hafa |
Fanazavàna teny frantsay |
32 [1.3#730, 1.5] action de lancer 33 [1.3] action de jeter |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 38 Ohabolana misy io teny toraka io |
Teny iditra (3/3) | 39 toraka |
Sokajin-teny | 40 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
41 [1.1] Fampitomboana isa iray amin' ny tenany ihany, ka raha ampitomboina indroa izy dia atao hoe toraka roa na tora-droa (ohatra 19 x 19 x 19 = 193 |
Fanazavàna teny frantsay |
42 [1.13] puissance |
Voambolana |
43 Matematika: alijebra |
Fivaditsoratra | 44 akatro, akotra, atorak, atrako, atraok, atroka, katrao, katroa, okatra, rotaka, takaro, tarako, taroka, toraka, traoka, troaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/09/26 |