|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  aloka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Voambolana  8  Fizìka
Fanazavàna teny malagasy  9  Faritra maizina ao ivohon' ny zavatra iray voataratry ny hazavana: Mipetrapetraha eo amin' ny alok' itỳ trano itỳ
10  Toerana voaro amin' ny hainandro: Erỳ no misy aloka hisakafoantsika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11  a shelter against sun or rain; a shade or shadow; a shed [1.2]
12  An umbrella, a parasol. See tandindona [Provincial] [1.2]
13  shelter; shade, shadow [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14  abri; ombre [1.8]
15  image, ombre [1.13]
Ohatra  16  Tahaka ny mbola misy aloka manaraka azy ihany, na dia efa maty masoandro aza. [2.470]
17  Ny masoandro efa nadiva hihoatra, ary ny aloky ny bonga feno vato nirangaranga tao ambony andrefana nampangovitra ireto vehivavy. [2.324]
Haiendriteny 
18  Tsotra :
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Lohateny 
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny aloka io

Teny iditra (2/4)27  aloka
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny malagasy  29  matoatoa [Betsileo] [1.78]
30  Fahitana ny fanahy raha mbola velona izao ny vatana, amin' ny aloky ny tena tarafin' ny hazavana, samy hafa amin' ny tandindona. Voalazan' ny Ntaolo fa misy aloka intelo miantoana hita amin' izany: ny aloka mainty (ny vatana), ny aloka ambonin' ny mainty (ny ambiroa) ary ny aloka ambony indrindra (ny avelo) [1.1]

Teny iditra (3/4)31  alòka (loka)
Sokajin-teny  32  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  33  Atao loka, enti-milaza izay ifanambazana: Vola sa zavatra àry no halòka [1.1]
Haiendriteny 
34  Ny ankehitriny :
35  Ny lasa :
36  Ny hoavy :
37  Filaza mandidy :

Teny iditra (4/4)38  aloka (loka)
Sokajin-teny  39  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  40  Atsipy, atoraka, alefa [1.1]

Fivaditsoratra  41  akalo, aloka, alòka, lakao, laoka, loaka, olaka, akalo, aloka, alòka, lakao, laoka, loaka, olaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11