Teny iditra | 1 endrina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Voambolana |
4 Haibiby: mampinono |
Fanazavàna teny malagasy |
5 karazana varika lehibe [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 indri (Indri indri) [2.233] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 nom d'une espèce d'indris [1.3] 8 nom d'une espèce de lémurien, fotsy be volo misy sanga. [Tankarana] [1.19] 9 indri (Indri indri) [2.233] 10 nom d'un Lémurien: Indri indri. Il est considéré comme un ancêtre mythique par certains clans forestiers [1.196] |
Tovy hevitra | 11 amboanala, babakoto |
Anaram-javamaniry |
|
Renianarana |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
13 Ny Gidro |
Fivaditsoratra | 14 endrina, indrañe |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |