|
|
|
|

Teny iditra 1  mieboebo
Fototeny  2 eboebo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao fihetsehana feno rehareha, fihambohamboana; miedinedina, miajokajoka: Mieboebo erỳ Isambila hatramin' ny nahafahany fanadinana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to act important, to be boastful or conceited [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 se donner de l'importance, être vaniteux [1.8]
Ohatra  11  ny fitiavana tsy mialona, tsy mirehareha, tsy mieboebo. [2.996]
Mpanahaka  12  miadokadoka, 13  miadonadona, 14  miaingiaingy, 15  miaingitraingitra, 16  miajokajoka, 17  miandranandrana, 18  miangiangy, 19  mianjonanjona, 20  mibohaka, 21  mibohy, 22  midehadeha, 23  mideronderona, 24  midihindihina, 25  midohadoha, 26  midohaka, 27  midokadoka, 28  miedikedika, 29  miedinedina, 30  miehakehaka, 31  mietaketaka, 32  mievotrevotra, 33  mihadrahadra, 34  mihambohambo, 35  mijaijay, 36  mirehaka, 37  mirehareha, 38  misandratsandratra, 39  misavoamboana, 40  misehaseha, 41  misolantsolana, 42  mitehateha, 43  mitehintehina, 44  mitihintihina
Ohabolana  45  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22