|
|
|
|

Teny iditra 1  mivezivezy
Fototeny  2 vezivezy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandeha atsý sy are, mitotototo mankatsy mankaroa, mivoivoy: Nivezivezy eran' ny mpivaro-boky rehetra aho nitady ilay boky tantara fa tsy nahita
9 Miriorio foana mankatsy sy mankaroa, mirenireny: Mitandrema tsara fa misy jirika mivezivezy, hono, ato anatin' ity ala diavintsika ity [1.1]
10 to roam [1.32.mg#277]
Fanazavàna teny anglisy  11 to wander, to ramble [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 errer par-ci par-là [1.8]
Ohatra  13  Raha mivezivezy amin' ny fandrosoan-tsakafo eo izy, dia tsy adinony velively izy efatra mianadahy zanany: [2.470#88]
14  Nisy andian-miaramila nivezivezy isan' alina. [2.472#229]
Mpanahaka  15  firaka atakalo, 16  mandehandeha, 17  maniasia, 18  manjenjena, 19  miasa dia, 20  mihebiheby, 21  mihebikebika, 22  mihelohelo, 23  mihenjy, 24  mijaingijaingy, 25  mijongojongo, 26  mipempena, 27  mirenireny, 28  miriorio, 29  misedisedy, 30  miselontselona, 31  misidiondiona, 32  misiontsiona, 33  mitsakatsaka, 34  mivezika atsy mivezika aroa, 35  mivoivoy, 36  mizionjiona, 37  tsy mahatombin-tsiraka
Ohabolana  38  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22